Teny iditra | 1 tsy vaky afero |
Singan-teny | 2 tsy, vaky afero |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra; tsy menatra, tsy valahara [1.1] |
Tovy hevitra | 5 tsy vaky atatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |